Teny iditra | 1 voamafy |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Ohatra |
3 [2.470] Tsy fo drodroky ny fiainana mirotoroto toy ny any an-drenivohitra ny azy ka miafara amin' ny famonoan-tena indraindray, fa fo voamafy amin' ny fiahiana ny hoavy noho ny fitserana ny adim-piainana eo amin' ny maha tantsaha azy. |
Fototeny | 4 mafy |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 6 voafaim, voamafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |