|
|
|
|

Teny iditra1  voamahatorana
Singan-teny  2  voa, mahatorana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaran-kafa iantsoana koa ny voamaintilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Nom relevé par Malzac. Abrus precatorius L. (Fabaceae). La graine dite : « Graine de Jequirity » contient une anatoxine qui peut effectivement provoquer des syncopes ou des états de choc physiologique. [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tsipelina hafa  7  voamaintorana, voamantorana
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14