Teny iditra | 1 voamandina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana voasary makirana, malambolambo hoditra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de voa : fruit ; et mandina : à peau lisse). Citrus media L. subsp.bajoura Bonavia Ined. (Rutaceae). Cédratier à gros fruits, très apprécié pour la confiserie. Devenu subspontané en de nombreuses régions chaudes de Madagascar. Voir sur cette espèce : E. Bonavia : The cultivated Oranges and Lemon of India and Ceylon (1890) : tab. CXII. [Betsimisaraka]
|
Ohatra |
5 voasary voamandina ka raha tonga ny fanasana samy manitra isika roroa [2.131] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 8 anadinovam, manadinova, nanadiovam, nanodiavam, voamandany, voamandina |
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04 |