Teny iditra (1/2) | 1 voamaso |
Singan-teny | 2 voa, maso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the eyeball |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] l'oeil même |
Ohatra |
7 [2.470] Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. |
Voambolana |
8 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny voamaso io |
Teny iditra (2/2) | 12 voamaso |
Singan-teny | 13 voa, maso |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |