|
|
|
|

Teny iditra1  voampanjehy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] Bibikely sahala amin' ny dinta [1.1]
4 [Bezanozano] bibintsaonjo [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20