Teny iditra | 1 voampoa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
karazan'angivy fihinana 4 [1.1] Hazo madinika, ny voany menamena mahafinaritra fa mangidy tsy laitra (Solanum indicum) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de foa ! exclamation que pousse l'exorciste). Allusion à l'emploi de ces fruits dans les exorcismes. Solanum erythrocarpon G.Mey et Solanum indicum L. (Solanaceae). Ces fruits écrasés sont appliqués frais sur les ulcères pour les déterger ; autre utilisation empirique de leurs propriétés enzymatiques. Du fait de leur amertume, ils passent aussi pour aphrodisiaques. La décoction de la plante feuillée est astringente et s'emploie en lotions dans diverses dermatoses. [Merina]
|
Voambolana |
6 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Tsipelina hafa | 7 voampo |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny voampoa io |
Fivaditsoratra | 10 ampovoa, voampoa, voaompa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |