Teny iditra (1/2) | 1 voanantay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny zaza maroroka loatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#841] croissance rapide des enfants |
Voambolana |
5 Haiaina |
Teny iditra (2/2) | 6 voanantay |
Fototeny | 7 voa |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Karazan' anamamy maniry eny amin' ny zezika |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#841] morelles qui poussent dans le fumier 11 [1.196] (de voananana: baie; et tay: excrément). Nom qu'on donnait aux Morelles : Solanum nigrum L. (Solanaceae) poussant sur les tas de fumier, ou dans les endroits où les gens vont déféquer (traditionnellement au Sud du village). Pour des raisons de prophylaxie, leur consommation était interdite. [Merina] |
Voambolana |
12 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny voanantay io |
Fivaditsoratra | 15 anatavony, anavotany, itavonana, natavonay, natoavina, natovanay, navotanay, niavotana, nitaovana, tavaninao, tavonanay, tovananay, voanantay, voatanany, voatanina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |