Teny iditra voangory
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [Rajemisa 1985]
 karazam-boana [SLP 1986]
Famaritana anglisy a kind of beetle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay hanneton [Hallanger 1974, SLP 1986]
Voambolana 
Teny nalaina 

2011/02/05