|
|
|
|

Teny iditra1  voangory
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [1.1]5  karazam-boana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  a kind of beetle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  hanneton [1.8, 1.13]
Anaram-biby 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voangory io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31