Teny iditra voaniho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy jereo voanio []
Voambolana 
Ohatra 
1ary hazo voaniho maromaro manaraka ny moron-dranomasina. [Rabary: Daty]
2Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho [Rajaonarivelo: Bina]

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/25