Teny iditra voankavandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo madinika mitovy amin' ny havandra ny haben' ny voany (Longani) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Longani

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31