Teny iditra voankazo (voa, hazo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy fruit [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay fruit, graine [Hallanger 1974]
 (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 41]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31