Teny iditra | 1 voankazo |
Fototeny | 2 voa, hazo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Organa amin' ny zavamaniry izay avy amin' ny voninkazo ary misy ny voa hamelona taranaka azy indray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] fruit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] fruit, graine 7 [1.196] (de voa : fruit ; et hazo : arbre). Nom générique des arbres fruitiers introduits et cultivés. Ils sont généralement multipliés dans des stations agricoles spécialisées, relevant du Ministère de l'Agriculture. |
Ohatra |
8 Vonona any mantsy izay ny mofo sy ny voankazo fitondran-drainy ho azy. [2.470] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran' olona |
|
Lohateny |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny voankazo io |
Lahatsoratra |
17 Randzavola: voankazo ao amin' ny Baiboly (=> hanina) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |