|
|
|
|

Teny iditra1  voankena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny voan' ny omby, izay be mpifady
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] beef kidneys
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] rognon de boeuf
Ohatra  6  [2.298#] hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny.
7  [2.245#] Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony?
Singan-teny  8  voa, hena
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voankena io

Fivaditsoratra  11  nanevoka, voankena, vokenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21