|
|
|
|

Teny iditra1  voankena
Singan-teny  2  voa, hena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny voan' ny omby, izay be mpifady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] beef kidneys
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rognon de boeuf
Ohatra  7  hoy izy mantsy ilay zanak'andriana teo Ambohidratrimo, nifarombaka tamin'ny voankena nentiny. [2.298#]
8  Tsy manafintohina olona tonga am-pahadiovam-po hiray ala-helo amin' ny tena ve ny teny tahaka io, sy ny voankena ahosina aminy ka mandoto ny akanjony? [2.245#]
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voankena io

Fivaditsoratra  11  nanevoka, voankena, vokenana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21