|
|
|
|

Teny iditra1  voantay
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain' omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the dung beetle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  le bousier [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny voantay io

Fivaditsoratra  9  anavoty, atavony, taovany, voantay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31