Teny iditra | 1 voantay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-boangory kely, manga mainty ny sorany ary manao ny tranony any anaty tain' omby |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the dung beetle |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] le bousier |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny voantay io |
Fivaditsoratra | 9 anavoty, atavony, atoavin, atovany, avotany, iavotan, itaovan, itavano, itavona, ivotàna, natoavi, niavota, nitaova, taovany, tivoana, toavina, vatoina, vatonay, vitanao, voantay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |