Teny iditra | voapasoka (pasoka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Smoothed, ironed [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Poli, repassé [1.3] | |
Ohatra | Ampitondrainy anay ny lamba voapasoka iray sobika, ny koveta sy ny savony ary ny gaoma.
[2.117] | |
Tovy hevitra | pinasoka | |
Fivaditsoratra | voapasoka, voaposaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |