Teny iditra |
voapetaka
(petaka)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | stuck on, made to adhere, pasted on [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | qu’on a collé, appliqué, saisi, à quoi on a appliqué; sur quoi on affiche [Abinal 1888]
|
Teny mitovy hevitra | |
Ohatra | Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [Andraina: Mitaraina]
|
|