Teny iditra voaporofo (porofo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana. [2.4]
2Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27]
3Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena. [2.472]
Haiendriteny 
Ny lasa : voaporofo, voaporofoko, voaporofonao, voaporofony, voaporofontsika, voaporofonay, voaporofonareo, voaporofon', voaporofon-, voaporofom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20