|
|
|
|

Teny iditra1  voaramontsina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsiro (Vaccinium fasciculatum)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (déformation de voaramontsana). C'est l'orthographe adoptée par Malzac qui fait dériver ce nom de voara, à notre avis, à tort. Vaccinium fasciculatum Bojer, Vaccinium emirnense Hook. et Vaccinium secundiflorum Hook. (Ericaceae). Arbustes fruitiers : les Myrtilles à gros fruit de Madagascar. Une révision des espèces malgaches serait souhaitable car beaucoup d'auteurs ont décrit des espèces sans se préoccuper des travaux de leurs prédécesseurs. [Merina]
Ohatra  5  [1.437#] Ny hanina fivarotra teny dia tongotr' omby masaka sy hena-kison masaka, vodi-tatamo, voalefoka, lavandro (koba sy teti-kena), fìtaratra jamba (apempa), fati-kely, ary voakandrina sy voaramontsina sy voafotsy.
Voambolana  6  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  mosavy antrano, voaramontsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02