Teny iditra | 1 voaramontsina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsiro (Vaccinium fasciculatum) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (déformation de voaramontsana ). C'est l'orthographe adoptée par Malzac qui fait dériver ce nom de voara, à notre avis, à tort. Vaccinium fasciculatum Bojer, Vaccinium emirnense Hook. et Vaccinium secundiflorum Hook. (Ericaceae). Arbustes fruitiers : les Myrtilles à gros fruit de Madagascar. Une révision des espèces malgaches serait souhaitable car beaucoup d'auteurs ont décrit des espèces sans se préoccuper des travaux de leurs prédécesseurs. [Merina]
[1.196] |
Ohatra |
5 Ny hanina fivarotra teny dia tongotr' omby masaka sy hena-kison masaka, vodi-tatamo, voalefoka, lavandro (koba sy teti-kena), fìtaratra jamba (apempa), fati-kely, ary voakandrina sy voaramontsina sy voafotsy. [1.437#] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05 |