| Teny iditra | 1 voarandambo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana voara fihinan' ny lambo any an' ala ny voany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de voara et lambo : sanglier malgache, Potamochère). D'après Malzac : « Espèce de figuier dont les sangliers mangent les fruits ».
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 6 voaranala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|