Teny iditra | 1 voa roa ohatra ny dakam-boriky |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana |
Singan-teny | 4 voa, roa, ohatra, daka, boriky |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |