|
|
|
|

Teny iditra1  voa roa ohatra ny dakam-boriky
Singan-teny  2  voa, roa, ohatra, daka, boriky
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tongotra roa no indray mamely any aoriana ka raha voany voa mafy mihitsy; voa indroa miantoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07