|
|
|
|

Teny iditra1  voarointsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazana voaroy fihinana (Rubis rosoe folius)
4  [1.13] karazana voaroy misy tsilotsilony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] framboise sauvage
6  [1.196] (« Mûron des chats » ; allusion à leur qualité inférieure). Rubus apetalus Poir. (Rosaceae). C'est à tort que Malzac attribue ce nom à R. rosaefolius. Son infusion est donnée aux enfants malades, surtout atteints de rougeole et autres maladies infantiles. [Merina]
Ohatra  7  Gaga ny olona norosoana izany varin' i Vakiniadiana, menabe toy ny sakay, nilaofana hena omby mifahan' i Morokay, noritina araka ny fahandro gasy, voarointsaka notazana ny maraina tany anaty alan' Amboanjokely teo atsinanan-tanàna no voankazo tsindrin-tsakafo. [2.356#]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  9  voaroimbazaha, voaroimena
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  nasavoritako, voarointsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21