|
|
|
|

Teny iditra1  voasaraka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#579] qu’on a séparé
Ohatra  5  [2.503#10] Manomboka hatreo, dia efa voasaraka ho antoko roa miavaka tsara ny Malagasy, dia ireo havanambanana sy tiam-Bazaha, ka nianatra tany amin'ny sekolim-bazaha sy ireo nijanona ho Malagasy satria tsy afa-nanoatra.
Fototeny  6  saraka
Tovy hevitra  7  sinaraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11