Teny iditra | 1 voasasa |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#585] lavé |
Ohatra |
4 [2.117#13] Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany. 5 [2.4#143] Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. |
Fototeny | 6 sasa |
Tovy hevitra | 7 sinasa |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |