Teny iditra voasavasava (savasava (sava))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra moa tsy dia efa voasavasava ny foto-kevitra ifaharan'ny lahateny aman-kabary rehetra? [2.298]
Haiendriteny 
Ny lasa : voasavasava, voasavasavako, voasavasavanao, voasavasavany, voasavasavantsika, voasavasavanay, voasavasavanareo, voasavasavan', voasavasavan-, voasavasavam-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20