Teny iditra voasembantsembana (sembantsembana (sembana))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra vao ny mangiran-dratsy izao, fa mba rahoviana ny masoandro hibaliaka tsy ho voasembantsembana? [2.298]
Haiendriteny 
Ny lasa : voasembantsembana, voasembantsembako, voasembantsembanao, voasembantsembany, voasembantsembantsika, voasembantsembanay, voasembantsembanareo, voasembantsemban', voasembantsemban-, voasembantsembam-, voasembantsemba-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20