Teny iditra voasingotra (singotra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides [1.3]
Ohatra 
1fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao. [2.587]
2Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. [2.639]
Tovy hevitra siningotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20