|
|
|
|

Teny iditra1  voasokitra
Fototeny  2  sokitra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  ciselé, sculpté, troué
gravé de la petite vérole
gravé, arraché avec un instrument pointu
figuré: pressuré [1.3#619]
Ohatra  6  Tsy zara fa vato mijoro, fa voapaika sy voasokitra. [2.285#109]
7  Misy koa hazo na vato voasokitra vitsivitsy nataon' ny Ntaolo izay azo lazaina fa fatratra. [2.436#]
Tovy hevitra  8  sinokitra

Fivaditsoratra  9 voakositra, 10 voaritsoka, 11 voasokitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12