Teny iditra voasompatra (sompatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay à qui l’on a fait tort, à qui l’on a nui, qu’on a taquiné, tracassé, gâté [1.3]
Ohatra Malagasy iza no tsy hahalala ny anganon' ireo tanora kentrina roa nivarina tao Tritriva noho ny fitiavana voasompatra? [2.529]
Haiendriteny 
Ny lasa : voasompatra, voasompatro, voasompatrao, voasompany, voasompatsika, voasompatray, voasompatrareo, voasompatr', voasompa-, voasompatry
Tovy hevitra sinompatra

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27