|
|
|
|

Teny iditra1  voasongona
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#631] ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui
Ohatra  5  [2.944#] Satria tsy fialonana mihitsy ny tahotra ny ho voasongona eo amin'n fitiavan'Ineny no nahatonga ahy hanao izany, fa dia haratsiam-panahy natobaky ny farasisan'ota nolovàna tamin'i Kaina fotsiny izao!
Fototeny  6  songona
Tovy hevitra  7  sinongona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11