Teny iditra | 1 voasongona |
Fototeny | 2 songona |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui [1.3#631] |
Ohatra |
6 Satria tsy fialonana mihitsy ny tahotra ny ho voasongona eo amin'n fitiavan'Ineny no nahatonga ahy hanao izany, fa dia haratsiam-panahy natobaky ny farasisan'ota nolovàna tamin'i Kaina fotsiny izao!
[2.944#]
|
Tovy hevitra | 7 sinongona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |