Teny iditra voatabia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A tomato [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tomate [1.8, 1.5]
 (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit). C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). [1.196]
Anarana siantifika Lycopersicon esculentum
Ohatra 
1Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [2.470]
2Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4]
3Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31