Teny iditra voataiza (taiza)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3]
Ohatra Satria lazainy fa finoanoampoana mpahazo ny olona tsy nahita fianarana io, ka tsy tokony hanelingelina ny eritreritry ny olona mazava saina sy voataiza ara-tsiansa. [2.285]
Tovy hevitra tinaiza

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27