|
|
|
|

Teny iditra1  voataiza (taiza)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3#649]
Ohatra  5  Satria lazainy fa finoanoampoana mpahazo ny olona tsy nahita fianarana io, ka tsy tokony hanelingelina ny eritreritry ny olona mazava saina sy voataiza ara-tsiansa. [2.285#98]
Tovy hevitra  6  tinaiza

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/27