Teny iditra | voatambitamby (tambitamby (tamby)) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | caressé, attiré, flatté, séduit [Abinal 1888] | |
Teny mitovy hevitra | tinambitamby | |
Ohatra | Tsy tahaka ny soavaly voatambitamby sy voasafosafo akory izy tamin' izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 170] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |