Teny iditra | 1 voatanika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] voasitily |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] distillé |
Ohatra |
5 [2.424#] Atsindrony ao anatin' ilay tavoahangy misy vovom-panafody ilay rano voatanika. |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 ankatoavi, ankatoavy, atakovany, itavanako, natavokay, voatanaky, voatanika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |