|
|
|
|

Teny iditra1  voatebaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#690] méprisé, raillé
Ohatra  5  [2.296#41] Fa raha tsy izany, na zovy na zovy dia voatebaka hoe: " tsy mba olona iny, fa biby!
Fototeny  6  tebaka
Tovy hevitra  7  tinebaka

Fivaditsoratra  8  voatabake, voatebaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21