Teny iditra voatendry (tendry)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Appointed, fixed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
Qu'on a désigné, indiqué, fixé
Qu'on a marqué d'un accent, d'un point [1.3]
 Destiné, destinée [1.4]
Ohatra 
1Voatendry ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort) [1.4]
2Voatendry ho governora izy (Il a été désigné, choisi, pour être gouverneur) [1.3]
3Tongava amy ny fotoana voatendry (Arrivez à l'époque fixée) [1.3]
4I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472]
5noho izany, vilany iray ihany no fitondran' ny olona voatendry. [2.472]
Tovy hevitra tinendry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20