|
|
|
|

Teny iditra1  voatendry
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] appointed, fixed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#695] qu'on a touché du doigt, de la main, sur quoi on a joué
qu'on a désigné, indiqué, fixé
qu'on a marqué d'un accent, d'un point
6  [1.4] destiné, destinée
Ohatra  7  [1.4] voatendry ho faty isika (Nous sommes destinés à la mort)
8  [1.3] voatendry ho governora izy (Il a été désigné, choisi, pour être gouverneur)
9  [1.3] Tongava amy ny fotoana voatendry (Arrivez à l'époque fixée)
10  [2.472] I Dada indray no voatendry tamin' izany.
11  [2.472] noho izany, vilany iray ihany no fitondran' ny olona voatendry.
Fototeny  12  tendry
Tovy hevitra  13  tinendry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26