|
|
|
|

Teny iditra1  voatery
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3.fr#698, 1.13] pressé
4  [1.3.fr#698] forcé, trait
5  [1.13] obligé
Ohatra  6  Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
7  voatery tsy maintsy hisaraka isika. [2.583]
8  Teo dia voatery niditra ala kely izy. [2.895]
Sampanteny 
9  Mpamaritra :
Tovy hevitra  10  tinery
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  aevotry, aveotry, voaetry, voatery

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21