|
|
|
|

Teny iditra1  voatetika
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] voatapaka madinika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#700] qu’on a incisé, coupé en petits morceaux, détaillé, prévu, sur quoi on a délibéré
5  [1.13] coupé en morceaux
Ohatra  6  [2.4#69] Tokony ho tamin' ny misasakalina, nandalo ny mpandroso sakafo maivana : kafe, dite, mofo dipaina voatetika.
7  [2.472#41] Io no torahana feta marihitra natao tamin' ny fotaka nasiana tain' omby sy mololo voatetika ary nohosena tsara hifangaro.
Fototeny  8  tetika
Tovy hevitra  9  tinetika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11