|
|
|
|

Teny iditra1  voatiry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny fiara taritin-tsoavaly, mitondra olona sy entana
Ohatra  4  [2.470] Asainy haroso amin' izay ny voatiry tarihin-tsoavaly efa vonona.
Voambolana  5  Fitaterana

Fivaditsoratra  6  iravito, ivaroty, voatiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21