Teny iditra | 1 voatolotra |
Fototeny | 2 tolotra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qu’on a offert, donné, présenté [1.3#717] |
Ohatra |
6 Rehefa voatolotra ny vodiondiy dia aroso amin' izay ny sakafo. [2.346] 7 Hahita ny hafalian' ny menaky ny ainy voatolotra sari-bakolin-doso izy. [2.529#143] |
Tovy hevitra | 8 tonolotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |