|
|
|
|

Teny iditra1  voatoto
Fototeny  2  toto
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#735] pilé, piétiné, frappé avec la corne
Ohatra  6  [2.606#213] Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina.
7  [2.528#130] Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama.
Tovy hevitra  8  tinoto, tonoto
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voatoto io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11