Teny iditra voatoto (toto)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pilé, piétiné, frappé avec la corne [1.3]
Ohatra 
1Nony tamy avy any ireo omby voatoto, dia nitsoaka izy, lasa nidina. [2.606]
2Ilaidama no nametrahan' Ikaky an' ity tany ity, tsy handraraka ilo mby an-doha, tsy hanao maso voatoto tany an' Ikaky Ilaidama. [2.528]
Tovy hevitra tinoto ~ tonoto
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20