Teny iditra | voatrebika (trebika) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dans quoi on a enfoncé [1.3] | |
Ohatra | Miaramila iray na roa no nahavita niarina kely vao voatrebika, fa ny sisa tonga dia nifantsika tamin' ny tany teo.
[2.472] | |
Tovy hevitra | trinebika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |